Durant le mois de Décembre 2022, une visite terrain a été effectuée dans la commune d’Ambongamarina et Anjozorobe District d’Anjozorobe par l’équipe de la DREDD Analamanga. L’objectif a été de voir l’avancement des activités du Projet DIABE dans le District d’Anjozorobe et plus précisément l’avancement des activités de production des jeunes. Des échanges et discussions ont été faites avec les pépiniéristes producteurs et les reboiseurs durant la visite. Au total, 659.000 jeunes plants seront produits et distribués aux reboiseurs dans les 05 communes d’interventions du projet DIABE dans le district Anjozorobe.
Ny volana desambra 2022 lasa teo dia nisy ny fitsidihana sy fanaraha-maso izay nataon’ny ekipan’ny DREDD Analamanga tao amin’ny kaominina Ambongamarina sy Anjozorobe – Distrikan’Anjozorobe. Ny tanjona tamin’ny fitsidihana dia ny hijerena ny fandroson’ny asa tanterahin’ny tetikasa DIABE ao amin’ny distrikan’Anjozorobe. Nandritran’ny fitsidihana dia nisy ny fifanakalozana sy firesahana natao niaraka tamin’ireo mpamokatra zanakazo sy mpamboly hazo miara miasa amin’ny tetikasa DIABE. Zanakazo miisa 659.000 no vokarina sy ho zaraina hoan’ireo mpamboly hazo eo anivon’ireo kaominina 05 miara miasa amin’ny tetikasa DIABE ao amin’ny distrikan’i Anjozorobe.